Poem, Inspiration, Talent.
Some of the children at the environmental campus are fond of writing poems and they broadcast their inspiration on a local radio station every Sunday afternoon. Here is a piece of their talent, which incite people to save the forest and animals. photo: Antonio.R Arovy ny atiala sy ny biby Miarahaba antsika tsy vaky volo Na avy eto Maroantsetra na avy any ambanivolo Izaho tonga eto dia hiantsa tononkalo Hitantara zava-marina fa tsy angano Eto ambony tany anie ka dia fandalovana Koa ndeha ny atialan’tsika mba ho arovana Lova napetraky ny razantsika ny atiala Hitsinjovana ny taranaka amam-para Ny atiala manome oranandro Mampifaly antsika toy ny masoandro Ahoana ny hevitrao amin’izay? Raha tsy miaro ianao dia hangahiahy Fantaro fa ny rano mamelona ny zavamaniry Manampy azy ireo mba hitsiry Tsy lazaina intsony ny laoko an-drano mamy velominy ihany koa ny biby ambonin-tany ...